Karazana sakafo alahady

Rehefa alahady dia te hilamina izay. Tsy te hiasa be nefa te hisakafo tsara. Sakafo mora ahandroina nefa matsiro no tsara atao.

Ataovy tsara tarehy ny latabatra : lamba-databatra, vonikazo, milamina, vera misy tongony….

Miara-misakafo

Vonoy ny télévision

Samia mandray anjara manao raharaha

Asio hirahira

Ataovy entrée, résistance, dessert sy jus ary café ny sakafo.

Karazana entrée

  • Salade de pate : pate asiana nofonakoho sy legioma kely
  • Crêpe masira misy mortadelle : crepe dia fonosana ao anatiny ao ny moratdelle dia asiana sauce blanche
  • Salade na betterave : atao vinaigrette fotsiny
  • Salade na ovy sy fromage  : ovy avy nampangotrahina asiana fromage sy izay fangarony tiana.Afaka asiana crème fraîche na vinaigrette mamimamy

Karazana laoka :

  • akoho sauce carry na au coco na ritra fotsiny
  • akoho voaendy na rôti
  • henomby ritra tsy asiana voatabia fa tongolo fotsiny dia sakamalaho sy tongologasy
  • henakisoa sy ravitoto
  • henakisoa sy akoho
  • steak filet
  • Karazana dessert
    • voankazo isankarazany
    • salade de fruit
    • crêpe mamy
    • flan
    • gâteau
    • glace amboarina na vidina

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *